• Talata 14 Desambra 2021
Politique.850 tapitrisa euros ho an’ny covid-19 Mitaky tatitra mazava ny Mpamatsy vola

Nambaran’ny Lehiben’ny Delegasionina lefitry ny Vondrona Eoropeanina misahana an’i Madagasikara sy ny Vondron’ny Nosy Kaomoro Sergiuz Wolski,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Desambra 2021
Politique.Fanambaran’ny TIM sy ny RMDM “Tsy anareo irery i Toliara”

Nanao fanambarana ny Antoko TIM sy ny RMDM (Rodoben’ny Mpanohitra ho an’ny Demokrasia eto Madagasikara) omaly, taorian’ny toe-javatra niseho tao Toliara ny alahady 12 desambra 2021 teo,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Desambra 2021
Politique.Fiainam-pirenena Miomana hiverina eo amin’ny fitondrana ny HVM

Tafiditra tanteraka ao anatin’ny fameloma-maso na “Redynamisation” ny Antoko HVM, ka taorian’ny faritra maro, dia teto Antananarivo indray no nanaovana izany ny sabotsy 11 desambra teo teny amin’ny foibeny eny Andraharo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Desambra 2021
Politique.GASY MI sy ny antoko PDS Ny fanjakana isam-paritra ihany no vahaolana

Eo anatrehan’ny fahantrana lalipaka mahazo ny firenena amin’izao ka tafiditra ao anatin’ny firenena 10 mahantra indrindra eran-tany i Madagasikara,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Desambra 2021
Politique.Toliara Norarafana lakrimozenina ny vahoaka

Miakatra hatrany anaty zanaka atidohan’ny Fanjakana Rajoelina ny tahotra sy ny hetraketraka politika, hany ka hatramin’ny fankalazana ny tsingerin-taonan’i Marc Ravalomanana tao amin’ny Magro Toliara

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Desambra 2021
Politique.Hanitriniala Raholdina sy ny FAFI V Nanome fanampiana zokiolona miisa 500

Mitohy hatrany ny asa sosialy fanaon’ny Fikambanana Fanantenana FAFI V sy ny filohany Hanitriniala Raholdina, indrindra, amin’izao ankatoky ny noely sy taom-baovao izao, hoy ny fampitam-baovao.

Hamaky ny tohiny
FTT