• Alatsinainy 06 Desambra 2021
Politique.Olona te ho ambasadaoro Dosie 303 no voarain’ny Minisiteran’ny raharaham-bahiny

Ny 11 novambra 2021 no nosokafana ny antso fiantsoana fametrahana antontan-taratasy ho an’ireo te hotendrena ho Ambasadaoron’i Madagasikara any ivelany nataon’ny Minisiteran’ny raharaham-bahiny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Desambra 2021
Politique.Tsy fahaiza-mitantan’ny mpitondra “Mihatra amin’ny fiainan’olona maro”

Tsy mahay maka lesona ny mpitondra ankehitriny, hoy ny kandida ho ben’ny tanànan’Antananarivo farany teo, Eliace Ralaiarimanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Desambra 2021
Politique.Handeha hitoroka depiote sy ben’ny tanàna Navotsotra ireo fokonolona 3 nosamborina tao Bekily

“Vaovao vao voaraiko amin'izao avy any Bekily: nosamborin'ny Capitaine de la Gendarmerie, Commandant de Compagnie-n’i Bekily ny Solontenan'ny Mponina avy ao amin'ny Kaominina Tanambao Tsirandragne Distrikan’i Bekily,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Novambra 2021
Politique.Antenimierampirenena Manampahefana teo aloha 13 hatao fanadihadiana

Manomboka anio talata 30 novambra ny fampanantsoina eny amin’ny Antenimierampirenena ireo olom-panjakana ambony teo aloha miisa 13, miaraka amin’ny vavolombelona,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Novambra 2021
Politique.Prof Sammy Grégoire Ravelonirina “Ho ratsy ny fandehan-javatra…”

Manoloana ny olana mikasika ny fiatrehana ny havesatry ny asa fampianarana sy fikarohana ety amin’ny anjerimanontolo miankina amin’ny fanjakana,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Novambra 2021
Politique.Marc Ravalomanana “Tsy hanaiky lembenana intsony isika”

Tsy nitsitsy fitenenanana i Marc Ravalomanana ny sabotsy teo nandritra ny hetsika fameloma-maso n any Redynamisation ho an’ny Atoko TIM ao amin’ny Boribotintany I eto Antananarivo,

Hamaky ny tohiny
FTT