- Alatsinainy 13 Desambra 2021
Politique.Hery Rajaonarimampianina “Latsaka an-davaka ny firenena, manana adidy isika”
Niditra mivantana, nitondra hafatra ho an’ireo mpikatroka HVM ny Filoha teo aloha Hery Rajaonarimampianina ny sabotsy teo, nandritra ny fihaonana ao anatin’ny famelomam-maso ny antoko ny sabotsy teo tetsy Andraharo.
Hamaky ny tohiny
