• Talata 15 Febroary 2022
Politique.Fanalana sy fialàna minisitra Manomboka misy mivoy resa-poko sy fihaviana

Manomboka misy mivoy ankehitriny ny resaka foko sy fihaviana manoloana ny toe-draharaham-pirenena miseho. Mifoha io taorian’ny fametraham-pialan’ny Minisitry ny Fitsarana Atoa Imbiki Herilaza.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Febroary 2022
Politique.Naivo Raholdina “Miangatra ny fitsarana misy amin’izao”

Tsy ohatran’izao no niafaran’ny minisitry ny fitsarana izay nametra-pialana teo, Imbiki Herilaza, raha nihaino ny teniko izy, hoy ny depiote Naivo Raholdina, naneho ny alahelony manoloana ny zava-misy omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Febroary 2022
Politique.Fandrafetana governemanta Ho sahirana tanteraka i Rajoelina

Na ho ela na ho haingana, tsy maintsy hiroso amin’ny fanamboarana governamanta ny Filoha Rajoelina na vao ny volana janoary lasa teo aza no nilaza fa tsy voatery ho vahaolana foana ny manolo minisitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Febroary 2022
Politique.Miverina Repoblika faha-II sy ny tetezamita Kitolotolotra sy kimoramora sisa vahaolana…

Mifankaiza amin’ny politikan’ny menaka mora sy vary mora nanomboka tamin’ny 2009 ny politikam-pitantanana ankehitriny?

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Febroary 2022
Politique.Mpitondra mifandramatra Namaky ady tamin’i Brunelle i Rajoelina

Nihetry sy nilentika ambany dia ambany indray ny Filoha Rajoelina, ka namaly bontana ny Depiote voafidy tany Ikongo Atoa Brunelle Razafitsiandraofa, fa tsy laharam-pahamehana ny teleferikan’Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Febroary 2022
Politique.Governemanta Niala i Imbiki Herilaza, ahoana ny tohiny ?

Ny 11 febroary 2022 no nanome ny taratasy fametram-pialany ny minisitry ny fitsarana Imbiki Herilaza , araka ny didim-panjakana 2022-227;

Hamaky ny tohiny
FTT