• Alakamisy 17 Febroary 2022
Politique.Savorovoron’ny governemanta Nandetika ankolaka an’i Imbiki ny PM

Naneho hevitra momba ny raharaha fialan’ny Minisitry ny fitsarana teo aloha Atoa Imbiki Herilaza ny Praiminisitra Ntsay Christian omaly,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Febroary 2022
Politique.Ben'ny tanànan'Ampitatafika « Sarimihetsika mampidi-doza no ataon-dRaholdina »

Manoloana ny fiampangana an-gazety sy haino aman-ery nataon'ny Depiote Naivo Raholdina ny Ben'ny Tanànan'Ampitatafika ho niray tsikombakomba tamin'ny fikasana hamono azy,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Febroary 2022
Politique.Olona manodidina an-dRajoelina Tena mbola manohana azy 100% ve ?

Hafahafa ny rivotra mitsoaka ao anaty Fanjakana. Matoa tonga tamin’ny fialana sy fanesorana minisitra, dia efa tsy mitoetra intsony izany ny firaisan-kianan’ny governemanta.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Febroary 2022
Politique.Fanovana governemanta Andrasana aorian’ny fiverenan’ny Filoha

Any amin’ny fivoriana iraisampirenena any Eoropa moa amin’izao fotoana izao ny filoham-pirenena Malagasy, Andry Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Febroary 2022
Politique.Fetison Andrianirina “Manao izay tsy itiavana azy ny Fitondrana”

“Manao izay tsy itiavana azy mihitsy kosa izao fitondrana izao, raha ny fahitana azy. Aiza ve koa efa mpivady no mitantana ny CENI sy Ministeran'ny Asam-panjakana no mbola homena azy ireo koa ny Fitsarana?

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Febroary 2022
Politique.Mitohy ny olana Tsy levon’ny vavonin’ny TGV-MAPAR i Ntsay

Tsy marin-toerana fa misavoritaka ambony ambany ny Fanjakana Rajoelina eo anatrehan’ny fipoahan-javatra miseho efa ho lava, ankoatra ny olana efa mianjady. T

Hamaky ny tohiny
FTT