• Talata 08 Febroary 2022
Politique.Fanjakana efa tsisy hatoraka Atao fialana bala indray ny rivodoza ?

Sarotra ny fanarenana ny fiantraikan'ny loza voajanahary eto amintsika. Eo ny lafiny teknika, fa ny ara-bola indrindra indrindra. Mila miantehitra amin'ny mpamatsy vola sy ny mpanampy vao tena afa-mihetsika,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Febroary 2022
Politique.Miseho ny fambara rehetra Mety hirefotra avy ao anatiny ny Fanjakana

Ny Firenena sy ny raharaham-panjakana tsy voafehy, ny asa mitombo noho ny loza voajanahary, ny governemanta misy olona mifamely mivantana sy ankolalaka, ny tsiambaratelom-panjakana mivoaka,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Febroary 2022
Politique.Tanora Miaro ny Fitondrana “Misy minisitra tena tsy miasa sy tsy hita”

Teto no toerana saika naha voatifitra ahy niaraka tamin’ny prezida Etienne, hoy ny filohan’ny fikambanana Tanora mijoro ho an’i Madagasikara na TMM sy Tanora miaro ny fitondrana na TMF,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Febroary 2022
Politique.Nestor Razafindramanitra “Andao hifampihaino ! ”

Misaotra an’Andriamanitra fa tsy nandalo teto Antananarivo ny rivodoza Batsirai, hoy ny sekretera jeneralin’ny fikambanana IFI,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Febroary 2022
Politique.Fihetsiketsehana etsy sy eroa Efa miomana amin’ny fifidianana ny AREMA ?

Nitohy ny sabotsy sy ny alahady lasa teo ny asa tanamaro izay nataon’ireo tanora Arema eny ambany tanàna. Ny teny amin’ny boriboritany fahadimy

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Febroary 2022
Politique.Ralison Roger « Hiafara amin’ny hetsi-bahoaka izao zava-misy izao »

Nilaza ny heviny manoloana ny raharaham-pirenena amin’izao fotoana Atoa Ralison Roger , mpahay toekarena ary Loholona teo aloha. Ahiana hanafaingana ny fihetsehan’ny vahoaka ny zava-misy amin’izao fotoana,

Hamaky ny tohiny
FTT