• Alarobia 02 Febroary 2022
Politique.Mahery Lanto Manandafy “Tsy izao fandrirarirana izao no hahafay ahy”

Fanamavoana ny rafitry ny zandarimariam-pirenena sy fitarihana ny olona hankahala azy tamin’ny alalan’ny fanehoan-kevitra navoaka tao amin’ny facebbook no antony nitorian’ny zandarimariam-pirenena

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Febroary 2022
Politique.Toe-draharaha politika miha mamay Nahetsika hiaro ny fitondrana i Rossy

Omaly, nanadritra ny fizarana fanampiana ho an’ ireo mponina avy amin’ny fokontany miisa 33 ao amin’ny boriboritany faha 4 manoloana ny tranga nateraky ny toetr’andro farany teo sy ho fiomanana sahady manoloana ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Febroary 2022
Politique.Gérard Ramamimampionona « Tsy fanaovana politika ny fanakorontanana »

Tsy fanaovana politika ny fanakorontanana hoy Gérard Ramamimampionona, tompon’andraikitra eo anivon’ny CFM na ny filankevitry ny Fampihavanana Malagasy raha naneho ny heviny mikasika ny zava-misy eto amin’ny firenena

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Febroary 2022
Politique.Don-tandroka sy fanenjehana Vao miha manaratsy endrika ny fitondrana

Tsy eto Madagasikara irery ihany no maharaka ny vaovao mitranga eto fa manerantany.Nahoraka tany ivelany ny momba ny raharaha Mahery Lanto Manandafy (MLM)

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Febroary 2022
Politique.Ravalomanana sy ny RMDM "Efa jadona no misy eto"

“Manoloana ny fiampangana sy fitazonana an’Andriamatoa Mahery Lanto Manandafy noho ny fanehoan-kevitra tsotra nataony tao amin’ny Facebook dia iaraha-mahita fa misy tokoa ny fanamparam-pahefana ary fanitsakitsahina ny lalampanorenana ataon’ny mpitondra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Febroary 2022
Politique.Fanjakana Rajoelina Manamafy ny politikam-pamoretana

Endriky ny fahalemen’ny Fitondram-panjakana ny fanenjehana sy filàna kisa. Mila mandinin-tena ihany ny Filoha, izay voalaza fa voatsiratsira, na mety marina sy mitombina,

Hamaky ny tohiny
FTT