• Alarobia 16 Febroary 2022
Politique.Lalatiana Rakotondrazafy “Mbola te hanohy aho, fa tsy olana raha hesorina”

Namaly bontana ny resabe samihafa momba azy ny Minisitry ny serasera sy ny kolontsaina Rtoa Lalatiana Andriatongarivo omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Febroary 2022
Politique.Miitatra ny ampamoaka Depiote mianadahy indray no voatonontona

Miitatra toy ny sima misioka ilay raharaha nampiala ny Minisitry ny fitsarana Atoa Imbiki Herilaza na “Imbiki gate”. Mitombo isa ny olona ambony sy politisianina voatononontona ankoatra ny olon-tsotra sivily mpanao afera,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Febroary 2022
Politique.Disadisa anatiny Nataon’ny MAPAR fanadihadiana ny Depiote Brunelle

Taorian’ny kiana nataon’ny Filoha, nampanantsoin’ny vondrona politika MAPAR ny Depiote Brunelle Razafitsiandraofa omaly. Anton’io ilay ny fanehoan-kevitra nataony manakiana ny laharampahamehan’ny fitondrana, ka isan’izany ny teleferika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Febroary 2022
Politique.Hoentina aiza marina ny firenena ? Mpitondra tsy matotra, Fanjakana mikorontan-dava

Fa hoentina aiza marina ny firenena? Mpitondra tsy matotra, fanjakana mikorotan-dava no hany misongadina sy miharihary eto.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Febroary 2022
Politique.Raharaha Imbiki Voatonontonona ihany koa ny Minisitra Tinoka R

Niala iny ny Minisitry ny Fitsarana Atoa Imbiki Herilaza rehefa voatonontonona tamin’ny raharaha goavana mamofompofona kolikoly,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Febroary 2022
Politique.Famerenana ny hasin’ny fihavanana Namaly ny antson’ny AKATA ny CFM

Taorian'ny fe-potoana 15 andro nomen'ireo mpandala ny soatoavina malagasy sy ny fomban-drazana tamin'ireo mpitondra eto amin’ny firenena mba handaminana ireo lafin-javatra maro mitranga tsy mifanaraka intsony

Hamaky ny tohiny
FTT