- Alatsinainy 21 Febroary 2022
Politique.Andrakandrana no betsaka Governemanta 5 ao anatin’ny 3 taona…
Isan’ny tompondaka tamin’ny fanovana sy fikitihana governemanta ity Fanjakana tarihin-dRajoelina ity. Hiditra amin’ny andiany fahadimy tao anatin’ny 3 taona raha ho avy ny fikitihana na fanovana manaraka eo.
Hamaky ny tohiny
