• Zoma 25 Febroary 2022
Politique.Fivorian’ny mpanolotsaina Tsy tonga nanatrika ny ben’ny tanàna

Manatanteraka fivoriana tsy ara-potoana faharoa ireo mpanolotsain’ny tanàna Antananarivo izay atao amin’ity taona 2022 ity. Fivoriana izay haharitra telo andro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Febroary 2022
Politique.Diaspora homena zo hifidy Natao ho an’ny any Eoropa ihany angaha?

Namoaka fampahafantarana ho an’ireo mpila ravinahitra na Diaspora Malagasy ao France, Espagne, Saint Siège,, Israël, Monaco,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Febroary 2022
Politique.Raharaham-pirenena Mikorontana tanteraka ny Fanjakana

Fahamatorana ara-pitantanana tsy misy, fitoniana tsy mipetraka, fampandrosoana sadasada ny laharam-pahamehana, programam-panjakana misavoamboana sy tsymisy famatsiam-bola

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Febroary 2022
Politique.Antoko politika Teza “Miady an-trano ny fitondrana mafia”

Ny vinan’ingahy Rajoelina ny hoe : “Initiative pour l’émergence de Madagascar” dia tsy inona akory fa “Initiative pour l’émergence des mafieux”,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Febroary 2022
Politique.Laza Razafiarison “Andao isika hanomana ny hitondrana ny firenena”

Miha sahirana ihany ny firenentsika, hoy ny mpanao politika, Laza Razafiarison. Tsy haiko, hoy izy, raha mbola misy afaka milaza fa tsy sahirana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Febroary 2022
Politique.Fanovana governemanta Tsy sahy manala an’i Ntsay i Rajoelina

Nisy ny loharanom-baovao azo fa anio alarobia 23 janoary ny fikitihana na fanovana governemanta, raha tsy misy ny fiovana amin’ny ora farany.

Hamaky ny tohiny
FTT