• Zoma 22 Jolay 2022
Politique.Julien Andriamorasata “Ny mpanohitra izao no tena ianteheran’ny vahoaka”

Ny politikam-pitantanam-bola niarahana tamin’ny banky foibe mihitsy no hitako hoe tsy dia tena nisy, hoy ny manam-pahaizana momba ny fitantanan-draharaham-panjakana, Julien Andriamorasata.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Jolay 2022
Politique.Vondron’olona miaro ny fitondrana “Ny ato anatiny no mila manao fikaonandoha aloha”

Anjaran’ny filoham-pirenena ankehitriny no mandray fepetra manoloana ny zava-misy amin’ny alalan’ireto minisitera be dia be nampandraiketina andraikitra ireto,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Jolay 2022
Politique.Durlin Retogniane “Loza raha sanatria hitohy aorian’ny 2023 izao”

Misafotofoto be izao ny raharaham-pirenena tao aorian’ny fiakaran’ny vidin-tsolika, hoy ny sekretera jeneralin’ny antoko politika Fiombonana, Durlin Retogniane.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Jolay 2022
Politique.Antoko politika Natiora “Tsy maintsy miditra amina tetezamita tena izy isika”

Diso hatreny am-panombohana izao fitondrana izao, hoy ny antoko politika Natiora. Mazava be izy amin’izao, hoy ny filohan’izy ireo, Mihari-Ni-Rencho.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Jolay 2022
Politique.Dany Rakotoson “Tsy maintsy hipoaka io fanerena lava io”

Tsy maintsy hipoaka io fanerena lava io, hoy ny mpandinika raharaham-pirenena, Dany Rakotoson. Izay ilay hoe rehefa tsy hay ilay zavatra, hoy izy, dia hitan’ny havany eny ihany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Jolay 2022
Politique.Marc Ravalomanana Mitaky fifampidinihana sy fifidianana madio

Nisy ny fanambarana tampoka nataon’ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana omaly takariva, izay niompana bebe kokoa tamin’ny raharaham-pifidianana.

Hamaky ny tohiny
FTT