• Alatsinainy 25 Jolay 2022
Politique.Fanakanana sy fisamborana olona Tafiditra tao anaty vovo ny fanjakana…

Vao mainka nafana kokoa ny akon’ny hetsika sy ny sakoroka ara-politika ny faran’ny herinandro teo teto Antananarivo noho ny sakana nataon’ny Fanjakana nanetsika mpitandro filaminana zavontany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Jolay 2022
Politique.Andry Rajoelina Potehin’ireo manodidina azy ihany

Inona marina moa izany no dia tena antony nanakanana ireo tsy faly amin’izao fitondrana izao hiditra tetsy amin’ny Magro Behoririka ny sabotsy teo? Inona no dia tena antony nisamborana ny sekretera jeneralin’ny antoko politika

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Jolay 2022
Politique.Manomboka ny “Miala Rajoelina” Manisa andro sy volana sisa ny fitondrana ?

Manomboka miteny ny sora-baventy eny ho eny manao hoe: “Miala Rajoelina”, tahaka ny sora-baventy tazana tetsy 67 ha ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Jolay 2022
Politique.Alain Andriamiseza “Tsy hijanonana izahay na hosakanana in-jato aza”

Na teo aza ny fanakanana ny famoriam-bahoakan’ny TIM tao amin’ny Magro Behoririka ny sabotsy teo, narahina fisamborana, dia milaza tsy hihemotra amin’ny ramatahora miseho ny mpanohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Jolay 2022
Politique.4 taona nitondrana Lany tamin’ny serasera sy propagandy

Lany tamin’ny serasera sy propagandy ny 4 taona nitondran’ny filoham-pirenena ankehitriny, raha ny vokatra hita toy ny fahaverezana volamena, solika miaka-bidy ambony be hatrany amin’ny 44%,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jolay 2022
Politique.Antoko Demokraty Kristianina Miantso ny rehetra hanohana an’i Marc Ravalomanana

Nanao antsoavo omaly ny antoko politika Demokraty Kristianina ho an’ireo mpikatroka eo anivon’ity antoko ity manerana ny nosy,

Hamaky ny tohiny
FTT