• Zoma 22 Jolay 2022
Politique.Fiangarana manara-penitra Vahoaka mifafa ny kihony, mpitondra miliba…

Maro ireo herivelona, fiangonana, firaisamonim-pirenena, antoko politika,… naneho fa tokony hijery ny tena laharam-pahamehana sy tsy handany vola fahatany,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jolay 2022
Politique.Mahana amin’ny natao Izay mihetsika lazaina fa hanongana avokoa

Vao mihetsika sy mamory olona ny mpanohitra, dia tondroina ho miketrika hanongam-panjakana hatrany. Afaka mamory olona araka izay tiany na manao filaharam-be eny an-dalambe mihitsy ny antokon’ny mpitondra tahaka ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jolay 2022
Politique.Fanjakana Rajoelina Mandamina taksibe aza manahirana mainka fa firenena

Olana kely tsy ampahafirinan’ireo zavatra mihatra amin’ny firenena aza ny resaka saran-dàlan’ny taksbe tsy voavahan’ny Fanajakana,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jolay 2022
Politique.Raharaham-pirenena Raikitra ny fitakiana ny fialan’ny Filoha

Miakatra ny maripana politika, fikambanana miisa 72 no nitambatra ho vovonana iray, ary milaza hametraka taratasy mangataka ny hanalana ny filoham-pirenena Andry Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jolay 2022
Politique.Rodoben’ny mpanohitra “Sahia, Lasa izao !”

Sahia! Lasa izao!, hoy ny hiaka naverimberin-drizareo avy eo anivon’ny Rodoben’ny mpanohitra ho an’ny demokrasia eto Madagasikara na RMDM tetsy amin’ny biraony etsy Bel’air omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jolay 2022
Politique.Zaza Ramandimbiarison « Tsy fifidianana fotsiny no aretin’ity firenena ity »

Tsy fifidianana fotsiny no aretin’ity firenena ity, hoy ny minisitra lefitra teo aloha, Zaza Ramandimbiarison. Mila fanorenana ifotony mihitsy, hoy izy, ho an’ny hoavin’ny Malagasy.

Hamaky ny tohiny
FTT