- Talata 19 Jolay 2022
Politique.Madagasikara 2009-2022 Fampiesonana manara-penitra
Revolisionina no noresahina, fahantrana lalina sy fihemorana tsy nisy tao anatin’ny 60 taona no notazana. Midika izany fa fampiesonana manara-penitra no betsaka. Ny taona 2009, novoizina ny hoe tsy ekena ny ampihimamba olon-tokana na olom-bitsy no manao ny fandraharahana.
Hamaky ny tohiny
