Politique

Depiote Rastany "Tsy mba mampanantena zavatra tsy ho vita aho"


  • Zoma 12 Aogositra 2022

Tafiditra soamantsara ny rako ao amin’ny biraon’ny Fokontany Ambohipo, Boriboritany faharoa Antananarivo Renivohitra.

Nohavaozina rahateo moa izany birao izany, araka ny fangatahan'ny filohan'ny Fokontany eny an-toerana. Nanamafy i Depiote Randrianarisoa Stanislas na Rastany fa araka izay efa nolazainy dia tsy misy atao ambanin-javatra ireo Fokontany miisa 24 ao amin'ny Boriborintany faharoa. "Tsy mba mampanantena zavatra tsy ho vita aho", hoy ity Solombavam-bahoaka voafidy tamin'ny anaran'ny antoko Tiako i Madagasikara ity, fa "avy dia manao sy manolotra araka izay azoko atao".
Nangonin'i Jean D.
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT