• Zoma 29 Jolay 2022
Politique.Fitakiana ny fialan’ny Filoha Tafapetraka ny fitorian’ny « Gasy Leo »

Tonga nilanja sora-baventy sady nanatitra taratasy fitoriana, mitaky ny fialan’ny filoham-pirenena tetsy amin’ny Lapan’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana na ny HCC Ambohidahy ny Gasy Leo tarihin-dry Razafimamy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Jolay 2022
Politique.Tanora miandrandra ny hoavy “Tsy maintsy misy foana ny mpamingana anaty fitondrana”

Tontosa ny alahady teo tetsy amin’ny kianja mitafon’I Mahamasina ny fihaonamben’ny Tanora miandrandra ny hoavy na TMH.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Jolay 2022
Politique.Filankevitra momba ny demokrasia “Tokony mba hisy lesona raisina amin’ity”

Samihafa ny toe-draharaha politika manomboka mafampana sy hafanafanaina, hoy ny avy eo anivon’ny filankevitra ambony momba ny demokrasia sy ny tany tan-dalana na HCDDED tetsy amin’ny foibeny etsy Ankadimbahoaka omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Jolay 2022
Politique.Ny Filoha may atsy may aroa Ny firenena anefa miha milentika

Ny sary ezahin’ny fitondrana ankehitriny aseho, dia miasa sy matory andro aman’alina araka ny firesany ny Filoham-pirenena. Miezaka mitady ny fomba rehetra hampisehoana sary fa miahy ny Malagasy sy mamaha olana. Raha zavatra tokony hataon’ny tompon’andraikitra ao anatin’ny governemanta na ho an’ny rafi-panjakana eny ifotony aza,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Jolay 2022
Politique.Fitantanana firenena Azo atao tsara ny tsy “miwerawera”

Ny soa fianatra, ary azo atao tsara ny maka tahaka ny ataon’ny olona. Raha mijery sy mampitaha ny sary tamin’ny fanamarihana ny fetim-pirenna Frantsay farany teo, ny 14 jolay 2020,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Jolay 2022
Politique.Masoivoho Britanika “Tokony hisintonana lesona ny lasan’i Madagasikara”

Nandray ny masoivoho britanika, David Ashley, ny teo anivon’ny filankevitra ambony momba ny demokrasia sy ny tany tan-dalana na HCDDED.

Hamaky ny tohiny
FTT