• Talata 26 Jolay 2022
Politique.RMDM “ Tsy misy mihemotra izany eo…”

Nampiaka-peo, ary nanameloka ny fihetsiky ny Fanjakana ny sabotsy teo ny mpanohitra ao anatin’ny RMDM omaly, ka nanao tsindro-paingotra sy nampahatsiahy ny Fitsarana avo momba lny lalàmpanorenana (HCC),

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Jolay 2022
Politique.MIARA-MANONJA “Hangina aloha, miandry fahatongavan-tsain’ny vahoaka”

Nanapa-kevitra ny hangina ireo 6 mianadahy mpanentana ny fandaharana Miara-Manonja Az Radio TV tarihin’ny Depiote Fidel Razarapiera sy Hanitra Razafimanantsoa nanomboka androany,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Jolay 2022
Politique.Pr Sammy Grégoire Ravelonirina “Tokony hifona amin’ny vahoaka ny mpitondra”

Tsy tokony hanaovana ronono an-tavy ny vahoaka fa mahalala tsara ny zava-misy eto amin’ny firenena, hoy ny Pr Sammy Grégoire Ravelonirina. Mahalala tsara ny vola miditra any am-paosiny sy ny ngidin’ny fiainana hatrehiny ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Jolay 2022
Politique.Andry Rajoelina sy Roland Ratsiraka Mihalalina ny lonilony, mifanindry tanteraka

Miezaka mitety faritra, mitonkan-javatra sy mampanantena zavatra maro ny Filoha Rajoelina hanakonana ny sary politika miseho eto an-dRenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Jolay 2022
Politique.Antoka Arema Mametraka ireo rafitra isam-paritra

Teny nifanomezana tao anatin’ny antoko Arema ny fitetezana faritra amin’izao fotoana hitantanan’ny sekretera nationaly Anick Ratsiraka izao, hoy io antoko io.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Jolay 2022
Politique.Elia Rabevahiny “Ny paikady tsy mahombin’ny mpitondra ihany no mahatonga izao”

Tsy mahagaga ny toe-draharaham-pirenena mafampana ankehitriny, hoy ny sekretera jeneralin’ny antoko politika Otrikafo, Elia Rabevahiny.

Hamaky ny tohiny
FTT