• Alakamisy 28 Jolay 2022
Politique.Michael Gerhard Karl Häusler Ambasadaoro vaovaon’i Allemagne

Nanolotra ny taratasy manendry azy hiasa sy honina eto Madagasikara tamin'ny filohan'ny Repoblika ny masoivoho vaovaon'ny repoblika federalin'i Alemaina, Michael Gerhard Karl Häusler.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Jolay 2022
Politique.Diplaomasia, raharaham-panjakana Mampisavorovoro ny resaky ny samy manampahefana

Namoaka fampitam-baovao ny Minisiteran’ny raharaham-bahiny ny alin’ny alatsinainy hifoha omaly 26 jolay 2022, nilaza fa tsy nisy mihitsy ny fotoana nanaovan’ny Minisitra Atoa Richard Randriamandranto tamin’ny filazam- baovao

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Jolay 2022
Politique.Fibodoana fahefana 2023 Tena efa mandeha ny don-tandroka

Miha sarotra ny toe-draharaham-pirenena, saingy tsy arakaraka izay ny fihetsiky ny fitondram-panjakana. Tsy manaiky ho diso, tsy mety miova famindra, mbola manao izay saim-patany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Jolay 2022
Politique.Fanjakana tsy mahavaha olana Basy aman-tafondro no ianteherana

Mihasarotra ny fiainam-bahoaka sy ny fiainam-pirenena. Io iaraha-mahita io ny fipoahana goavan’ny vidim-piainana, ka isan’ny antony goavana ny fampiakarana ny vidin-tsolika 43%

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Jolay 2022
Politique.Antoko HVM “Lasa izao, ny herim-bahoaka tsy resin’ny basy”

Nisy omaly ny fanambarana nataon’ny Antoko HVM tamin’ny alalan’ny Sekretera Jeneraly mpisolo toerana Alain Désiré Rasambany manoloana ny toe-draharaha ara-politika niseho ny sabotsy 23 jolay lasa teo,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Jolay 2022
Politique.Fanjakana jadona, ny vahoaka sahirana,… Hiroso amin’ny lalina kokoa ny “Gasy Leo”

“Eo anatrehan’ny zava-niseho tamin’ny sabotsy lasa teo, dia niarahantsika nahita, fa ataon’ny Fanjakana fitaovam-pamoretana ny mpitandro filaminana na dia eo aza ny fitoviana amin’ny krizy sy ny zava-misy.

Hamaky ny tohiny
FTT