- Talata 02 Aogositra 2022
Politique.Teti-panorona politika Manomboka voizina indray ny “ni…ni…”
Mpifanandrina, fa mpifamelona ara-politika ihany koa i Marc Ravalomanana sy Andry Rajoelina, izay sokajiana ho manana ny tanjaka politika sy manome aina izany aloha hatreto. Manakaiky ny fifidianana 2023, ary raha ny lojika, mbola hifaninana indray izy ireo taorian’ny 2018.
Hamaky ny tohiny
