- Alatsinainy 01 Aogositra 2022
Politique.Mikorosofahana ny firenena Mipoitra izao ny vokatry ny tsy fahaiza-mitantana
Niainga tany amin'ny olan'ny fitsinjarana fanampiana nandritra ny valanaretina covid-19 (2020 sy 2021) ny olana ara-pitantanana sy fandaminana teto amin'ny firenena. Nipoitra tamin'ireny ny raharaha "bonbon sucette"
Hamaky ny tohiny
