- Alatsinainy 08 Aogositra 2022
Politique.Marc Ravalomanana “Tsy hahasakana ahy ireny…”
Niazo an’Antsiranana ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana ny faran’ny herinandro teo. Ankoatra ireo mpikatroka ao anatin’ny Antoka TIM
Hamaky ny tohinyNiazo an’Antsiranana ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana ny faran’ny herinandro teo. Ankoatra ireo mpikatroka ao anatin’ny Antoka TIM
Hamaky ny tohinyNa teo aza ny fanambaran’ny Ofisim-pirenena momba ny akoran’afo na OMH fa ampy ny tahirin-tsolika, ary miverina ny famatsiana ho an’Antananarivo, Antsirabe, Fianarantsoa, dia mbola nilaharana ihany ny toby sasany teto Antananarivo omaly maraina satria tsy nahitana ny sasany.
Hamaky ny tohinyNy oktobra 2021 izahay no efa niteny, hoy ny Vovonana vaovao ho an’ny fitohizan’asa na “Nouvelle plateforme politique pour la continuité”,
Hamaky ny tohinyNandeho hevitra momba raharaham-pirenena ny Sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena Jeneraly Serge Gellé. "Efa samy nampiasa anay zandary avokoa hatramin'ny andron'i Ratsiraka Didier,
Hamaky ny tohinyNy fanaovana politika amin'ny fo madio sy saina tony no mampandroso, hoy ny mpanao politika Kristianina, Eliace Ralaiarimanana.
Hamaky ny tohinyTsy adinon’ny mpitondra ankehitriny ny manaratsy hatrany an’i Marc Ravalomanana na efa 13 taona aza izay no nanonganan’izy ireo azy tsy ho Filoham-pirenena, ary mbola atahorana mafy ihany, ka tsy maintsy haratsiana.
Hamaky ny tohiny