- Alarobia 09 Novambra 2022
Politique.Fetison Rakoto Andrianirina “Tsy maintsy mampanova lalam-pifidianana ny filoham-pirenena”
Raha miezaka ny hitana ny teny nomeny ny filoham-pirenena, Andry Rajoelina, dia tsy maintsy mampanova ny lalam-pifidianana izy, hoy ny filohan’ny antoko politika Roso ho an’ny demokrasia sosialy na RDS, Fetison Rakoto Andrianirina.
Hamaky ny tohiny
