• Talata 20 Desambra 2022
Politique.Tantaran’ny Amiraly Didier Ratsiraka Ho raketina an-tsarimihetsika mitohy

Goavana ny tetikasa iarahan’ny trano mpamokaratra horonantsary sy Sarimihetsika SR Production sy ny fikambanambe FCDR na Fondation Céline et Didier Ratsiraka,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Desambra 2022
Politique.Antoko politika PDCM “Laharam-pahamehana ny fahasalamana”

Niantso ny mpikamban’ny antoko politika PDCM na “Parti démocrate Chrétienne de Madagascar” ara-dalana rehetra omaly ny filohan’izy ireo, Rapetera Désiré,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Desambra 2022
Politique.Antoko politika Natiora Miantso fitoniana

Miantso fitoniana politika na “trêve politique” ny antoko politika Natiora ao anatin’izao volana desambra izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Desambra 2022
Politique.Fanjakana Rajoelina Maro no sosotra amin’ny Minisitra Lalatiana

Manomboka mahasosotra ny manam-pahefana sasany ny Minisitry ny serasera sy kolontsaina Rtoa Lalatiana Rakotondrazafy. I

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Desambra 2022
Politique.Tohana sy fanampiana Mailomailo amin-dRajoelina ny Amerikanina

Ny faran’ny herinandro teo no nilazan’I Andry Rajoelina Filoha ankehitriny, fa tafaverina ho isan’ireo firenena afaka hahazo indray ny fanampiana ara-bola avy amin’ny MCC na Millénium Challenge Corporation-MCC i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Desambra 2022
Politique.Fisamborana an’i Andry Biahary Mampitombo ny fahasosoran’ny olona ao Toliara

Nosamborina ny alin'ny alakamisy 15 desambra lasa teo ity Filoha Tale jeneralin’ny Groupe AJIAH, mpanao asa soa ao Toliara

Hamaky ny tohiny
FTT