• Talata 20 Desambra 2022
Politique.Governemanta Ntsay Misy Minisitra mifampisalovana andraikitra

Voamarika tato ho ato fa manaraka akaiky izay alehan'ny Filoha Andry Rajoelina amin'ny asa na dia ataony any ivelany ny Minisitry serasera sy ny kolontsaina Lalatiana Rakotondrazafy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Desambra 2022
Politique.Edouard Tsarahame “Tsy hiaraka hitantana aminareo izahay e !”

Nanao jery todiky ny zava-bitany tamin’ity taona ity ny Rodoben’ny mpanohitra ho an’ny demokrasia eto Madagasikara na RMDM.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Desambra 2022
Politique.Tsindry bokotra tamin’ny Antenimiera Efa taratry ny hanjo ny CENI sy HCC amin’ny 2023

Mijanona ho dosie mbola an-dàlana na “en instance” eo anivon’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenena (HCC) aloha hatreto ny raharaha fakan’ny Filankevitra ambony momba Fiarovana ny Demokrasia sy Fanjakana

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Desambra 2022
Politique.Ravalo sy Rajao “Tsy nisy fifanarahana ho an’ny 2023 izany…”

Herinandro teo ho eo izay no niparitaka ny resaka, niainga tamin’ny lahatsoratry ny fampahalalam-baovao vahiny Africa Intelligence,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Desambra 2022
Politique.Rodoben’ny mpanohitra “Aza avela hisy ra mandriaka eto vao hifampiresaka”

Aza mieritreritra ny hanitatra fe-potoana fa tapitra amin’ny 2023 ny fe-potoananareo, hoy ny Rodoben’ny mpanohitra ho an’ny demokrasia eto Madagasikara na RMDM,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Desambra 2022
Politique.Raharaha mafampana ao Toliara Havoaka anio i Andry Biahary ?

Tapitra ny fe-potoana 48 ora nomen’ireo Tokobetelo ikambanan’ny foko Tanalana 3 dia ny Tevondrone, Temilahehe sy Temitongoa sy ny fianakavian’I Andry Biahary,

Hamaky ny tohiny
FTT