• Alatsinainy 19 Desambra 2022
Politique.Hary Razafindrazaka “Tsy tokony hiraviravy tanana isika”

Tsy fantatro i Andry Biahary fa nahita horonantsary maromaro notontosainy izay milaza ny heveriny ho tsy rariny fotsiny aho,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Desambra 2022
Politique.Hajo Andrianainarivelo “Tokony hapetraka ny fitsinjaram-pahefana tena izy”

Nitohy tany Ankazoabo ny fitsidihan'ny filoha nasionalin'ny antoko politika Malagasy miara-miainga, Andrianainarivelo Hajo, ny atsimo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Desambra 2022
Politique.Antenimierampirenena Ketrehana indray ny fanonganana ny birao maharitra ?

Mbola tsy milamina ny toe-draharaha ao Tsimbazaza. Resaka fanonganana Filohan’ny Antenimiera sy Birao maharitra indray no mieloelo ao Tsimbazaza taorian’ny fitsipaham-pitokisana nitsefotra sy ny ampamoaka samihafa

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Desambra 2022
Politique.Fifidianana Mampitandrina ny Amerikanina

Filoham-pirenena Afrikanina miisa 6 izay mitantana firenena hiatrika fifidianana amin’io taona no ho avy io no isan’ny noraisin’ny Filoha Amerikanina Joe Biden tao amin’ny Maison Blanche ny alarobia 14 desambra 2022 lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Desambra 2022
Politique.Fitsipaham-pitokisana natsefotra Manomboka mifototra amin’ny Filoha ny raharaha

Nandefa taratasy manontany ny hevitry ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana na ny HCC momba ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Desambra 2022
Politique.Gérard Ramamimampionona “Mila filaminana fa miady mafy ny Malagasy”

Hita ho somary mikorontandrotana isika malagasy izao, raha ny fiainam-pirenena no resahana, hoy ny mpahaifiarahamonina sady filoha lefitry ny CFM teo aloha,

Hamaky ny tohiny
FTT