Politique

Terak’Imerina Antananarivo “Te hampandroso an’i Madagasikara izahay”


  • Alarobia 11 Janoary 2023

30 taona katroka ankehitriny ny Terak’Imerin’Antananarivo na TIA, hoy ny filoha mpanorina azy, Andrianasolo Ravelonanosy Solomon Clovis.

 Ny oktobra 1993, hoy izy, no nisy ny fihaonambe voalohany indrindra tao amin’ny kolejy ESCA Antanimena. “Ny merina sy ny fampandrosoana ny faritra misy azy avy” no lohahevitra tamin’izany. Te hampandroso an’i Madagasikara izahay. Ankoatran’ny fianakaviana dia ny foko no isan’ny lehibe eto amin’ny tany sy ny firenena. Izay no nahatonga anay hoe andao hivondrona. Misy hatrany amin’ny izany hoe FITIA any Taolagnaro izany. Ny FITERIM izay misy an’i Fianarantsoa sy Manakara sy ny maro. Nifanampy ny merina tamin’izany. Isan’ny asa lehibe natao koa ny fanarenana ny lapan’ny Manjakamiadana. Niantso ny malagasy hanao tolo-tanana amin’izany ny filoham-pirenena, Marc Ravalomanana, tamin’izany. Maro an’isa eto ny Merina satria tadidio fa ny atao hoe Merina dia ireo mponina mipetraka eny an-tampon’ny manerinerina toy ny sihanaka sy bezanozano ary ny maro hafa rehetra, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
Legende: Ny filoha mpanorina ny TIA
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT