• Alarobia 21 Desambra 2022
Politique.Jeneraly Tsaranazy Jean Emile “Tsy ho lany ny filoham-pirenena ankehitriny”

Miha ratsy isan’andro ny fari-piainan’ny malagasy, hoy ny minisitry ny asa vaventy teo aloha, mpanao politika, jeneraly misotro ronono, ny jeneraly Tsaranazy Jean Emile.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Desambra 2022
Politique.Andry Biahary Afaka mody any Toliara

Taorian’ny fitakiana sesilany maro samihafa mikasika ny tokony amoahana ilay mpampaneno lakolosy an-tambazotran-tserasera nosamborina tao Toliara ny alakamisy teo

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Desambra 2022
Politique.Soarano sy Analakely Voasiotsioka sy voahorakoraka ny Filoha

Tratry ny horakoraka sy siotsiokan’ny olona ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina omaly 20 desambra 2022, nandritra ny fandalovan’ny tanjozotram-piara mitondra azy teny Soarano sy Analakely.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Desambra 2022
Politique.Krizy goavana Sempotra ara-bola ny fanjakana

Rajoelina Hafahafa ny tsio-drivotra momba ny fitantanan-draharaham-panjakana amin’izao faramparan’ny taona izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Desambra 2022
Politique.Minisitry ny serasera “Maninona no tsy tonga dia notendrena amin’ny raharaham-bahiny?”

Tsy isan’ny misitraka ny fanampiana ara-bolan’ny MCC (Millenium Challenge Corporation) i Madagasikara ho an’ny taona 2023, saingy toa misy nampijabaka tamin’ny serasera ny Filoha,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Desambra 2022
Politique.Antoko politika VAMI “Miiba ny zava-bitan’ity fitondrana ity”

Miiba ny zava-bitan’ity fitondrana ity, raha tombanana ny nataony tamin’ity taona ity, hoy ny antoko politika Vahoaka miray na VAMI, satria miha mahantra andro aman’alina ny vahoaka.

Hamaky ny tohiny
FTT