• Alarobia 25 Janoary 2023
Politique.Depiote Fetra Ralambozafimbololona “Tsy ho lany intsony ireo na hanao mazia aza!”

Fanehoan-kevitra diplaomatika ny an’ny frantsay, hoy ny filohan’ny parlemantera Tiako I Madagasikara, ny depiote Fetra Ralambozafimbololona.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Janoary 2023
Politique.Praiminisitra Ntsay Christian “Izy ihany no mamatotra ny tenany”

Saika isan-taona dia misy rivodoza, hoy ny filohan’ny parlemantera Tiako I Madagasikara, ny depiote Fetra Ralambozafimbololona.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Janoary 2023
Politique.Antoko politika Otrikafo “Tombony ho an’ny Frantsay ny korontana eto”

Nanao valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety ny ambasadaoro Frantsay eto amintsika. Teboka maromaro, hoy ny antoko politika Otrikafo,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Janoary 2023
Politique.Fitondrana miady an-trano Efa ny depiote IRD no mitarik’olona hidina an-dalambe

Mitohy ny fifanandrinana eo amin’ny olom-boatendry sy olom-boafidy ao anatin’ny Fitondrana. Depiote roa izao tato anatin’ny herinandro no nitarika olona hidina an-dalambe mitaky ny fialana olom-boatendry.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Janoary 2023
Politique.Politika avo lenta Mody hamboly korontana hirosoana amin’ny tetezamita ?

Na vao ny herinandro lasa teo ny Praiminisitra lehiben’ny governemanta Atoa Ntsay Christian no nilaza sy nanome antoka fa tsy maintsy hisy fifidianana amin’ity taona 2023 ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Janoary 2023
Politique.Hajo Andrianainarivelo “Mila politika sahisahy ny firenena”

Fanalahidy lehibe ahafahana mitondra fanovana eto amin'ny firenena ary miteraka fampandrosoana maharitra ny fametrahana ny fitsinjaram-pahefana tena izy,

Hamaky ny tohiny
FTT