• Talata 31 Janoary 2023
Politique.Fiarahamonim-pirenena hiatrika fifidianana “Vonona izahay raha ny olona no lazaina”

Fikambanana miisa 16 anaty fiarahamonim-pirenena miantsehatra amin’ny fifidianana no nanao fanambarana

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Janoary 2023
Politique.Be loatra ny balarora Mitombo isa ny Malagasy tsy mahatoky mpanao politika intsony

Fa maninona ny malagasy no tsy mahatoky mpanao politika intsony ? Fanontaniana isan’ny mipetraka amin’izao vaninandro iainantsika izao io.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Janoary 2023
Politique.Fitondrana Rajoelina Andrasana ny hetsika mifanaraka amin’ny teny nataony

Mila omena masomboly, zezika, tany azo hajariana ny tantsaha, hoy ny filohan’ny repoblika, Andry Rajoelina, tany Dakar, Senegal. Izay, hoy izy, no tokony atao ho fampiakarana ny famokarana eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Janoary 2023
Politique.Hetsika LERA “Tonga ny fotoana hiarahana mijoro”

Niseho ampahibemaso tetsy amin’ny Hotely Mahatehotia Mandrimena Iavoloha omaly 26 janoary 2023 ny Hetsika LERA, izay ivondronana olom-boafidy toy ny depiote sy ben’ny tanàna ary mpanolontsaina monisipaly,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Janoary 2023
Politique.Henry Rakotomalala na Riribe “Mbola Rajoelina ihany no ao ambadik’io LERA io”

Tandremo,tandremo sao ho voafitaka isika vahoaka malagasy fa amin'io "lera miala Rajoelina " teny amin’ny Espace Mahatehotia io fa mbola Rajoelina no ao ambadik'io, hoy ny mpanao politika, Henry Rakotomalala na Riribe.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Janoary 2023
Politique.Fanatanterahana fifidianana Mila hatrany amin’ny 142 miliara ny CENI…

Dimy andro mialohany hahataperan’ny fanalavam-potoana amin’ny fanavaozana manontolo ny lisi-pifidianana, 9 040 501 no tafiditry ny CENI

Hamaky ny tohiny
FTT