• Alarobia 25 Janoary 2023
Politique.Zon’ny Diaspora hifidy Niara-nidinika tamin’ny ICMPD ny raharaham-bahiny

Notanterahina teto anivon’ny Ministeran’ny Raharam-bahiny ny famaranana ny dinika momba ny fomba afahan’ireo Malagasy am-pielezana na Diaspora misitraka ny zon’izy ireo hifidy.Nitarika an’io ny Ministera

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Janoary 2023
Politique.Antoko AREMA Hanofanana ny tanora hananany fihariana ho azy manokana

Nanatanteraka fanentanana sy dinika niaraka tamin’ireo mponina sy ny tanora teny amin’ny Kaominina Tanjombato Antananarivo Atsimondrano ny antoko Arema izay notarihin’ny sekretera nasionaly Annick Ratsiraka, ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Janoary 2023
Politique.Jean Nirina Rafanomezantsoa “Tokony asiana sekoly mampianatra fametraham-pialana eto”

Tokony ahitsy isika amin’ny raharaham-pirenena sy fanaovana politika eto Madagasikara, hoy ny filohan’ny Hafari Malagasy, Jean Nirina Rafanomezantsoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Janoary 2023
Politique.Bruno Fuchs - Depiote Frantsay Manahy amin’ny fitoniana politika eto Madagasikara

Mampiahiahy tanteraka, hoy ny depiote frantsay, Bruno Fuchs, ny fitoniana politika ao Madagasikara ao anatin’izao fiomanan’izy ireo amin’ny fifidianana filoham-pirenena sy fifidianana heverina ho manakaiky vahoaka ao izao,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Janoary 2023
Politique.Governemanta hifantoka amin’ny fifidianana “Atahorana ny fipoahana sosialy”

Zava-dehibe ny hisian’ny fifidianana anaty mangarahara tanteraka amin’ity taona ity, hoy ny antoko politika Fiombonana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Janoary 2023
Politique.Fanavaozana ny lisity ny mpifidy 66% no voasoratra anarana hatreto

Miandry ny didy aman-dalàna mikasika ny fahafahan’ireo diaspora mandray anjara amin’ireo fifidianana ho tanterahana eto Madagasikara ny CENI,

Hamaky ny tohiny
FTT