• Talata 24 Janoary 2023
Politique.Hajo Andrianainarivelo “Mila politika sahisahy ny firenena”

Fanalahidy lehibe ahafahana mitondra fanovana eto amin'ny firenena ary miteraka fampandrosoana maharitra ny fametrahana ny fitsinjaram-pahefana tena izy,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Janoary 2023
Politique.Masoivoho Frantsay “ Manan-jo hifidy malalaka izay hitondra azy ny Malagasy

Naneho ny heviny mikasika ny fifandraisan’ny firenena malagasy sy i Lafrantsa ankehitriny teny amin’ny fonenany etsy Ivandry omaly alatsinainy 23 janoary 2023 ny masoivoho Frantsay miasa eto amintsika, Arnaud Guillois.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Janoary 2023
Politique.Soava Andriamarotafika “Ny adihevitra misy dia efa antoka fa hisy ny fifidianana”

Tsy niandry ny tenin’ny praiminisitra izahay fa vao vita ny lalana momba ny tetibolam-panjakana fototra na LFI, hoy ny mpampakanteny eo anivon’ny CENI,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Janoary 2023
Politique.Antokom-pivavahana ivelan’ny FFKM Misy mampirisika tsy hisoratra anarana anaty lisitry ny mpifidy

Misy manda tsy hisoratra anarana anatin’ny lisitry ny mpifidy ny olona fa aza adinoina, hoy ny mpampaka teny eo anivon’ny CENI,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Janoary 2023
Politique.Durlin Retogniane “Aleo tendrena aloha ny minisitry ny raharaham-bahiny”

Nilaza ny ahiahiny ny amin’ny mety tsy fahampian’ny tetibola ka tsy ahafahana mikarakara ny fifidianana ny eo anivon’ny CENI,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Janoary 2023
Politique.Leo fitondrana Rajoelina Mpanao politika maro mivorivory

Mpanao politika manodidina ny 70 no nikaon-doha nanao fivoriana politika tany an-tranon’ny depiote Voninahitsy Jean Eugène teny Ambohipo ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT