- Alakamisy 26 Janoary 2023
Politique.Durlin Retogniane Tokony hazava sy ho ampy ny tetibolan’ny fifidianana
Nilaza ny ahiahiny ny amin’ny mety tsy fahampian’ny tetibola ka tsy ahafahana mikarakara ny fifidianana ny eo anivon’ny CENI,
Hamaky ny tohinyNilaza ny ahiahiny ny amin’ny mety tsy fahampian’ny tetibola ka tsy ahafahana mikarakara ny fifidianana ny eo anivon’ny CENI,
Hamaky ny tohinyMisaotra ny minisitry ny asa sy fampananan’asa, hoy ny sekretera jeneralin’ny Randrana sendikaly, Barson Rakotomanga,
Hamaky ny tohinyMiarahaba ireo vahoaka malagasy tsy maty fo aman’aina ary mampahery ireo nolalovan’ny rivodoza tany amin’iny faritra Avaratra iny,
Hamaky ny tohinyNitafa tamin’ny mpanao gazety omaly 25 janoary 2023 ny Maître Eric Rafidison Mpisolovava an-dRahajason Harry Laurent na Rolly Mercia.
Hamaky ny tohinyFeno 14 taona katroka anio 26 janoary 2023 ny alatsinainy mainty na “lundi noir”, fotoana nahamainty tanteraka ny lanitr’I Iarivo.
Hamaky ny tohinyAnio alakamisy 26 janoary 2023 manomboka amin’ny 10 ora maraina no hanao fihaonana tsy amin’ny Espace Mahatehotia Iavoloha ny “Hetsika LERA”, raha ny fampahafantarana sy fanasana hita niparitaka.
Hamaky ny tohiny