Politique

Antoko politika FTM “Handray ireo maniry hitantana raharaham-panjakana”


  • Talata 14 Febroary 2023

Noho ny fahatrarana ny taona vaovao 2023 dia hisy ny fampirantiana ny vokatra rehetra misy ao Betsimitatatra ho tontosain-drizareo ao amin’ny antoko politika FTM na Fitiavana ny taninjanako eto Madagasikara,

izay niorina tao amin’ity faritra ity. Hisy fandraisana ireo tanora vonona hianatra momba ny fambolena sy fiompiana koa mandritr’io fotoana izay ho tontosaina ny 18 febroary izao eny Anosibe Zaivola io, hoy ny fanazavana. Hisy ihany koa ny fandraisana ireo olona maniry hianatra hitantana raharaham-panjakana toy ny sefo fokontany sy ben’ny tanana ary depiote. Izao izany dia efa iomanana, hoy ny filohan’ny antoko, Njaka Andriantsoa.
J. Mirija
Legende: Njaka Andriantsoa

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

Hijery ny tohiny
FTT