• Alatsinainy 13 Martsa 2023
Politique.Nampiaka-peo I Siteny “Ampy izay ny famotehana firenena!”

Mihazakazaka ny fitetezam-paritra ataon’ny Depiote Siteny Randrianasoloniaiko ao anatin’ilay “Mihava Tour”, ka taorian’i Vohémar, Ikongo, Manakara, Nosy Be,…

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Martsa 2023
Politique.Politika sy sosialy Mbola ho voavidin’ny kizarazara ve isika?

Na efa nidina ifotony tany Toliara aza ny Praiminisitra Lehiben’ny governemanta niaraka tamin’ny minisitra vitsivitsy ny alarobia 8 martsa,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Martsa 2023
Politique.Fitantanan-dRajoelina 2019-2023 Iza no sahy miteny fa nandroso i Madagasikara ?

Rehefa mandinika ny fitantanan’izao fitondran’ny filoham-pirenena ankehitriny, Andry Rajoelina, izao dia tsy hay ny tsy ho lasa saina sy ho latsa-bava hoe sahy izay miteny fa nandroso i Madagasikara tato anatin’izay 4 taona izay.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Martsa 2023
Politique.Fiadidian’ny Repoblika Nosoloina ihany koa ny Sekretera Jeneraly

Taorian’ny fanoloana ny Tale Kabinetran’ny Fiadidian’ny Repoblika ny herinandro teo, dia niova ihany koa ny Sekretera Jeneralin’ny Fiadidian’ny Repoblika na ny SGP.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Martsa 2023
Politique.Ekipan’ny Filoham-pirenena Natao mpanolotsaina ireo minisitra very seza

Nampidirana ho “samihafa” tao amin’ny tatitry ny filankevitry ny minisitra omaly 09 martsa 2023 ny fanendrena ireo mpanolotsaina manokan’ny Filoham-pirenena miisa 4 vaovao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Martsa 2023
Politique.Naivo Raholdina mivady “Solombavambahoaka hatrany no ho ataonay”

23 taona amin’ity 2023 ity no nanaovan-dRamatoa Hanitriniala Raholdina mivady asa sosialy raha 16 taona no naha ara-panjakana ny Fanantenana FAFIV, hoy ny fampitam-baovaon’ity fikambanana ity.

Hamaky ny tohiny
FTT