• Alakamisy 09 Martsa 2023
Politique.Antoko Arema - Fifidianana 2023 “Handrotsaka kandida fa tsy hanohana olon-kafa”

Tetsy Faravohitra no nentin’ny Antoko Arema nahatsiaro sy nanamarika ny andron’ny vehivavy omaly 8 martsa. 300 teo ireo mpikatroka tonga teny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Martsa 2023
Politique.Praiminisitra sy minisitra maromaro Nanao bemidina tany Toliara omaly

Nanao bemidina tany Toliara ny Praiminisitra Lehiben’ny Governemanta Atoa Ntsay Christian, izay nitarika mpikamban’ny governemanta maromaro omaly. Niara-dàlana taminy ny Minisitry ny Fiarovam-pirenena,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Martsa 2023
Politique.Minisitra hanazava vina isan-kerinandro Fampanantenana vaovao tsy tanteraka indray

Maro ireo fampanantenan’ny filoham-pirenena ankehitriny tsy tanteraka izay efa zary mankaleo na ny mitanisa azy aza ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Martsa 2023
Politique.Antananarivo aza tsy voatantana Tsy mahagaga raha mikorosy fahana i Madagasikara

Mampiteny ny moana ny fahapotehan’Antananarivo amin’izao fotoana izao, ary tsy misy izay tsy miresaka an’izany izay mahita.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Martsa 2023
Politique.Manomboka mitety faritra i Siteny Nakotroka ny fandraisana tao Ikongo

Taorian’ny fangatahan-drano tany Iharagna Vohémar Faritra SAVA ny alatsinainy teo sy ny fizarana fanampiana ho an’ireo traboina maro be tao amin’ny Kianja Mitafo Tsenengea Toliara ny andron’ny talata,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Martsa 2023
Politique.Andron’ny 08 martsa teny amin’ny Magro Natahorana hanongam-panjakana ny vehivavy TIM

Tonga tamin’ilay hira hoe: “ny sitrapony vitany fa ianao feheziny” indray ny sary nanamarika ny fanamarihana ny andron’ny vehivavy omaly 08 martsa teto Antananarivo omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT