• Alakamisy 16 Martsa 2023
Politique.Eliace Ralaiarimanana “Efa manao tsipaky ny miala aina io fitondrana io”

Mazava ny peta-toko sy tsy fananan’ny mpitondra fahavononana amin’ny tena tokony ho ataony eto amin’ny firenena ankehitriny, hoy ny mpanao politika Kristianina, Eliace Ralaiarimanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Martsa 2023
Politique.Vondrona politika hafa miray “Tsy mbola hamory mpanao politika ny FFKM”

Tsy dia misy ho antenaina amin’ireo fihetsiketsehana politika na fampielezan-kevitra mialohan’ny fotoana miseho amin’izao fotoana izao, hoy ny Vondrona politika hafa miray na VPHM.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Martsa 2023
Politique.Norbert Lala Ratsirahonana «Zon’ny mpikambana AVI ny manohana izay kandida tiany»

Raha nilaza ofisialy ny Filoha mpanorina ny AVI Atoa Norbert Lala Ratsirahonana nandritra ny fivoriambe tany Toliara, dia nilaza mahitsy kosa izy fa mbola tsy misy filazana ofisialy hoe:

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Martsa 2023
Politique.Politika, fiaraha-miasa Nihaona tamin’i Christine R. ny Masoivoho Amerikanina

Tonga nihaona tamin’ny Filohan'ny Antenimierampirenena Christine Razanamahasoa ny Ambasadaoro Amerikana Claire Pierangelo androany omaly 14 martsa 2023.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Martsa 2023
Politique.Nanome toky ny CENI Hatao fitsirihana ny lisi-pifidianana navaozina

Hisy ny fitsirihana ara-kajy mirindra na “audit informatique” ny antontan’isa nanaovana ny fanavaozana ny lisi-pifidianana iarahana amin’ny OIF na ny Vaomieran’ny tany miteny Frantsay,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Martsa 2023
Politique.Adidy amin’ny maha olom-pirenena Nanentana ny olona hiditra anaty lisi-pifidianana i Dax

Nanao ny fidinana ifotony tetsy amin’ny Fokontany Ambodivonikely Ambohimanarina mba ahafahana manara-maso ny fisoratana anarana eny anivon’ny Fokontany ny vaomieram-pirenena misahana ny fifidianana na ny CENI omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT