• Alakamisy 09 Martsa 2023
Politique.Rakotomalala Henry na Riribe “Aza atosikareo any amin’ny valifaty ny firenena”

Afa-baraka eran'izao tontolo izao indray ny fitondram-panjakana malagasy anio 8 martsa 2023, hoy ny mpanao politika Henry Rakotomalala na Riribe, omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Martsa 2023
Politique.Nividy angidimby raitra ny Filoha Ny nanonganana an-dRavalo no averina…

Manomboka taterin’ny fampahalalam-baovao samihafa ny fahatongavan’ny angidimby raitra irony mahazaka olona 10 miaraka amin’ny mpanamory roa irony,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Martsa 2023
Politique.Christine Razanamahasoa “Tsy hipasy io fikasana hampiato ny Filoha io…”

Raha nisy an’iny fitsipaham-pitokisana iny tamin’ny taon-dasa ka raha manontany ianao hoe mbola hisy, dia tsy tompon’ny ampitso isika, hoy Rtoa Christine Razanamahasoa Filohan’ny Antenimierampirenena omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Martsa 2023
Politique.Manahy krizy ny firaisamonim-pirenena Miantso ny FFKM hitarika fifampiresahana

Namoaka fanambarana iraisana ny Firaisamonim-pirenena manodidina ny 20 isa omaly 07 martsa 2023,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Martsa 2023
Politique.Pasitera Heritiana “Mety tsara ny vehivavy Filoham-pirenena saingy…”

Mety tsara raha vehivavy no fidiana ho filoham-pirenena hoy pasitera Heritiana Randriarimalala omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Martsa 2023
Politique.Mpitondra sy mpanohitra Manao resaky ny moana sy ny marenina

Andaniny, ataovy ny fikaonandoham-pirenena! Ankilany, fifidianana ihany no vahaolana akana fitondrana amin’ny fomba demokratika sy hahafahana mandray ny hevitry ny vahoaka.

Hamaky ny tohiny
FTT