• Alarobia 15 Martsa 2023
Politique.Soavinandriana Itasy Misy ben’ny tanàna manao tsindry hazo lena sy jadona

Mitaraina amin'ny afitsoky ny ben'ny tanàna iray any amin'ny distrikan'i Soavinandriana Itasy ny vahoaka, hoy ny fampitam-baovao voaray.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Martsa 2023
Politique.Depiote Mamy Haja hanao tatitra Notsoriny fa hisy artista any Mananjary

Adidiko amin'ny maha solombavambahoaka ahy ny manao tatitra aminareo vahoaka nifidy ahy, hoy ny depiote voafidy tao Mananjary, Mamy Haja.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Martsa 2023
Politique.Nanatitrantitra Ravalomanana “Hamaritra ny ho avin’ny firenena io fifidianana io”

Nidina ifotony tany amin’ny Distrikan’Andramasina ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Martsa 2023
Politique.VEHIVAVY TIM AO TALATAMATY Vonona handray anjara amin’ny fampandrosoana

Vonona handray anjara amin’ny fampandrosoana ny tananany sy ny firenena iray manontolo ireo vehivavy Tiako I Madagasikara ao anatin’ny kaominina Talatamaty, distrikan’Ambohidratrimo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Martsa 2023
Politique.Akaiky ny fifidianana Mamoron-dia etsy sy eroa ny Filoha

Rehefa jerena ny antony dia toa tsy dia misy maha samihafa loatra amin’ny anton-dian’ny praiminisitra Ntsay Christian

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Martsa 2023
Politique.Marcel Razafimahatratra - MFM “Tokony hitakiana fara fahakeliny fianarana vita ireo kandida”

Tokony hitakiana fara fahakeliny fianarana vita ny olona te hilatsaka ho fidiana isan'ambaratongany avy, hoy ny mpanao politika, mpikarotra MFM, Marcel Razafimahatratra.

Hamaky ny tohiny
FTT