- Alakamisy 23 Febroary 2023
Politique.Narson Rafidimanana “Inona no hananantsika ny HCC ?”
Nametraka fitsipaham-pitokisana izahay na “motion de censure”, hoy ny depiote Narson Rafidimanana,
Hamaky ny tohinyNametraka fitsipaham-pitokisana izahay na “motion de censure”, hoy ny depiote Narson Rafidimanana,
Hamaky ny tohinyMisy krizy miverimberina na “cyclique” teto Madagasikara, izay niainga tamina krizin’ny olompirenena, hoy ny depiote voafidy tao Toamasina I, Roland Ratsiraka,
Hamaky ny tohinyNiparitaka omaly ny horonam-peon’ny Jeneraly Lylison maneho ny alahelony, fa ny olona tsy nitolona sy tsy namono tena no mora mahazo seza tahaka ny toerana minisitra ao anaty fitondrana.
Hamaky ny tohinyNiparitaka ny horonam-peo maneho ny alahelon’ny jeneraly Lylison Réné de Roland izay naniry fa hotendrena ho Sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena na SEG satria mba isan’ny nitolona sy namono tena ho
Hamaky ny tohinyManahirana ny toe-draharaham-pirenena sy politika ary sosialy eto Madagasikara amin’izao fotoana izao. Mitombo ny olana, ary tsy mbola mazava ny làlan-kivoahana.
Hamaky ny tohinyVita soa ny rivodoza Freddy isika rehetra, hoy ny governoran’ny faritra Ihorombe, Sareine Nomenjanahary. Isaorana indrindra ny Tompo fa nihaino ny vavaka nataon’ilay mpanompo vaviny, hoy izy.
Hamaky ny tohiny