• Talata 21 Martsa 2023
Politique.Miezaka mandresy lahatra ny CENI “Manara-penitra fitiliana ny rindram-baiko sy lisitra”

Mialohan’ny famaranana vonjimaika ny lisitry ny mpifidy ny 10 aprily ho avy izao, manatanteraka fitiliana ny lisitry ny mpifidy na “audit du fichier électoral”

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Martsa 2023
Politique.Vina fampandrosoana firenena Poakaty rehefa tsy hitsinjara fahefana sy vola

Handeha indray ny propagandy dia samy hilaza tena ho zavatra sy hizara vina ny kandida, saingy tsy ho vitan’olon-tokana ny fampandrosoana. Nahoana I Madagasikara no tsy mety mandroso? Tsy ny firenena no tsy mety mandroso fa ny finiavana no tsy ampy na tsy misy, ny fitiavan-tena no betsaka,…

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Martsa 2023
Politique.Famoriam-bahoaka teny Itaosy Nanomboka namaky barazy ny TIM

Tahaka ny mahazatra, nosakanana indray ny hetsiky ny TIM ny sabotsy lasa teo teny Beravina Itaosy. Rakotra mpitandro filaminana ny toerana nifanaovan’ireo mpitarika sy ny vahoaka fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Martsa 2023
Politique.Fifidianana tahaka ny baolina an-tanimbary Hatao sorona noho ny fitiavan-tseza ny firenena

Valo volana mialoan’ny fifidianana filoham-pirenena isika izao raha ho voatazona ilay tolo-kevitra nomen’ny CENI hanatanterahana ny fihodinana voalohany amin’ny 9 novambra 2023.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Martsa 2023
Politique.Ataovy ny asa f’aza be fihetsiketsehana

Ela be isika izay ry jean no tsy nifandray intsony. Samy sahirana tamin’iny fatina COVID COVID iny daholo koa isika mianakavy. Ny anay izao ny fianakaviana sy ny namana dia betsaka no voa mafy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Martsa 2023
Politique.Depiote Todisoa Andriamampandry « Tsy matahotra na iza na iza aho fa manao ny rariny »

Nivoaka tamin’ny fahanginana ny solombavambahoaka Todisoa Andriamampandry ny faran’ny herinandro teo nandritra ilay fifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao 2023

Hamaky ny tohiny
FTT