• Zoma 24 Febroary 2023
Politique.Depiote Feno Ralambomanana “Hanahirana ny hiseho eto amin’ity firenentsika ity!”

Ny fivoahan’ny horonampeo tsy tokony hivoaka samihafa eto amin’ny firenena ireny dia mariky ny fitantanana gaboraraka, hoy ny depioten’I Madagasikara, Feno Ralambomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Febroary 2023
Politique.Tsiambaratelo mivoaka etsy sy eroa Efa tsy voafehy intsony ilay fanjakana …

Sesilany indray tato ho ato ny tsiambaratelom-panjakana na tsiambaratelon’ny olom-panjakana mivoaka sy miparitaka eny amin’ny tambajotran-tserasera.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Febroary 2023
Politique.Fihaonan’ny mpanohitra omaly Raikitra indray ny hoe : « tsy nahazo alalana ianareo ! »

Fa maninona moa ny mpanohitra no ao amin’ny PK 0 Soarano, izay efa iaraha-mahalala fa an’olona akaikin’ny fitondrana no mivory?

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Febroary 2023
Politique.Mena ny tondro rehetra ho an’i Madagasikara Tsy vitan’ny resaka manidintsidina ny fampandrosoana

4 taona mahery izay no lasa, efatra taona nitondran’ny Filoha Rajoelina rehefa tafapetraka ho Filoha ny fiadohan’ny 2019, izay nohamafisin’ny fahazoana maro an’isa tamin’ny fifidianana kaominaly sy parlemantera.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Febroary 2023
Politique.Antoko politika Fiombonana “Maika ny famahana ny olan’ny vidim-piainana”

Naneho fiaraha-miory tamin’ireo distrika maromaro nandalovan’ny rivodoza Freddy teo amin’ny firenena ny antoko politika Fiombonana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Febroary 2023
Politique.Fivoriana teny Iavoloha Fihetsiketsehana re izao e !

Hafa tsy tahaka ny mahazatra ny endrika nisehoan’ny fanovana mpikamban’ny governemanta ny alatsinainy 20 febroary lasa teo. Somary mampametra-panontaniana hoe:

Hamaky ny tohiny
FTT