• Alatsinainy 30 Oktobra 2023
Hetsika fotsy. Miantso ny vato nasondrotry ny tany

Ianareo mba vato nasondrotry ny tany ao anatin'io governemanta io ve dia tena milamin-tsaina amin’ity

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Oktobra 2023
Brunelle Razafitsiandraofa. “Efa nifamepetra izahay fa hanamboatra an’I Madagasikara”

Manamafy ny tsy fanaovana propagandy ary manentana ny herivelona manerana ny Nosy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Oktobra 2023
Andry Rajoelina. Efa niaiky ho tsy nahomby kanefa mbola sahy mampanantena!

Madagasikara dia efa nijaly loatra noho ny tsy fahombiazan’ny mpitondra nifanesy teto, hoy i Andry Rajoelina,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Oktobra 2023
COLLECTIF DES CANDIDATS. Hovitaina amin’ny herinandro ambony ny tolona

Nivoaka ny faritra Analamanga ka nitsidika an’Imerintsiatosika, distrikan’Arivonimamo ao anatin’ny faritra Itasy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Oktobra 2023
Fitoriana eny amin’ny HCC. Voatsipaka hatrany ny mpanohitra…

Isan’ireo dosie maromaro niandrasana fanapahan-kevitry ny HCC ny fitoriana nataon’ny kandida Andry Raobelina

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Oktobra 2023
HCC-Dosie goavana maromaro. Mampitombo ny ahiahy ny fampitarazohana azy…

Fitoriana iray tamin’ireo maro misavovona ao amin’ny HCC aloha no nivaly, dia ny an’ny kandida Andry Raobelina sy ny Antokony (ARB)

Hamaky ny tohiny
FTT