• Alatsinainy 30 Oktobra 2023
Politika mirefarefa amin’ny tany. Ohatrana tranga anaty fanaovan-gazety no anasana atidoha!

Ampamoaka goavana nampivarahontsana ny mpanara-baovao, andro maromaro lasa izay, ny filazan’ny filohan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Oktobra 2023
Henri Rakotomalala. “Fanjakana inona re ity ry lanitra ô!”

Ao anatin’ny iray volana dia didy miisa 2 samihafa no navoakan’ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Oktobra 2023
Antoko politika PSD. “Mandady ny trambon’ny didy jadona”

Mandady ny trambon’ny didy jadona, hoy ny antoko politika PSD, raha naharay ny vaovao azon’izy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Oktobra 2023
Hangotraka ity herinandro ity. Hovitaina eny amin’ny 13 may ny tolona

Tsy miova amin’ny fitakiany ny firasankinan’ny kandida, ary tsy mihemotra raha tsy tratra ny tanjona.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Oktobra 2023
Paraina Auguste. “Hisy filoha teo aloha higadra ato ho ato”

Manamafy ny firaisankianan’ny kandida fa isa antony hanaovana amboletra ny fifidianana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Oktobra 2023
Fivondronamben’ny Malagasy . manohitra ny jadona Miantso ny iraisam-pirenena tsy hamatsy ny fifidianana

Efa mivelatra ho an’ny Malagasy rehetra na eto an-toerana na ireo misandrahaka maneran-tany ny tolona

Hamaky ny tohiny
FTT