• Talata 10 Oktobra 2023
Dany Rakotoson. “Miverina mitaky fahaleovantena indray isika”

Niezaka foana hanao tery vay manta hahatongavana amin’ny fifidianana ny fitondram-panjakana teo aloha,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Oktobra 2023
Politique.Antoko politika MFM “Mankahery anareo FFKM hatrany!”

Mamerimberina manoloana ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny ny antoko politika MFM izay manamafy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Oktobra 2023
Hihamafy hatrany ny tolona. Tsy misy propagandy raha tsy tanteraka ny fitakiana

Nafana ny nandraisan’ny vahoakan’Itaosy ny Firaisankinan’ny kandida na tao anatin’ny fotoana fohy ihany aza ny diabe teny Andranonahoatra, Anosimasina,…

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Oktobra 2023
Fanambaran’ny Amerikanina. “Hajao ny fahalalahana maneho hevitra sy ny zon’ireo kandida”

Namoaka fanambarana momba ny fifidianana malalaka sy madio mandritra ny fotoana fampielezan-kevitra

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Oktobra 2023
Mandrisika ny Firaisankinan’ny. kandida ny RMDM “Tratraro aloha ny tanjona, tsy mila propagandy tery vay manta”

Misamboaravoara tanteraka ny fiainam-pirenena, misy fitakiana samihafa ataon’ny Firaisankinan’ny kandida mba

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Oktobra 2023
Fanemorana fifidianana. Nandefa taratasy amin’ny HCC ny kandida Andry Raobelina

Nanatitra taratasy teny amin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana na HCC ny Kandida Andry Raobelina

Hamaky ny tohiny
FTT