• Alakamisy 02 Novambra 2023
Kolikolim-pifidianana goavana. Notsikafonin’ny Transparency International

Manodidina ny 3,4 miliara Ar eo raha kely indrindra ny vola lanin’ireo kandida miisa 3 izay niroso tamin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Novambra 2023
Toe-draharaham-pirenena. Nifandinika lalina ireo kandida sy ny PAN

Nisy ny fihaonana teo amin’ireo Firaisankinan’ny kandida ny Filohan’ny Antenimimierampirenena na ny PAN Rtoa Christine Razanamahasoa

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Novambra 2023
Antoko politika Fihavanantsika. “Ho avy ny fotoana hanehoan’Andriamanitra ny voninahiny eto!”

Tontosa ny Alahady teo ny fotoam-bavaka fiombonam-po amin’ny malagasy izay nanasan’ny fikambanana An’i Kristy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Novambra 2023
Barson Rakotomanga. “Mikatso daholo ny raharaha rehetra!”

Rehefa avy nanampy ny minisiteran’ny fanabeazana anio (TTF: ny talata teo) ny Randrana sendikaly

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Novambra 2023
Fidinana eny amin’ny 13 may. Mikorapaka mafy ny governemanta

Mikorapaka mafy eo anatrehan’ny fanambaran’ny Firaisankinan’ny kandida hiditra eny amin’ny Kianjanan’ny 13 May

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Oktobra 2023
Niditra an-tsehatra I Monja Roindefo. “Tsy tolon’ny kandida fotsiny ity fa tena tolom-bahoaka”

Isan’ny nanamarika ny sary politika ny faran’ny herinandro teo ny fidirana an-tsehatry ny Praiminisitra tamin’ny tetezamita Atoa Monja Roindefo

Hamaky ny tohiny
FTT