- Zoma 22 Janoary 2010
Politique.Praiminisitra Vital :Mety handao ny toerany koa
Roso ny dinika ao amin’ny Carlton nanaikan’ny Groupe International de Contact na GIC fivoriana manokana, fanindiminy io, hamahana ny krizy eto Madagasikara, krizy izay efa mananika ny faha-14 volana izao taorian’ny fanakatonana ny fahitalavitra VIVA, fananan’i Andry Rajoelina.
Hamaky ny tohiny
