- Sabotsy 23 Janoary 2010
Politique.Ankolafy Rajoelina : Tsy nahazo rariny tamin’i Jean Ping ?
Hatramin’izao dia tsy niova tamin’ny heviny ny GIC fa ny fampiharana ny satan’i Maputo sy ny fifanarahana tany Addis Abeba ihany no lalana tokana hivoahan’i Madagasikara amin’ny krizy, tsy azo ekena ny resaka hafa ankoatra izay.
Hamaky ny tohiny
