• Alatsinainy 01 Febroary 2010
Politique.Alexis Thambwe Mwamba “Diso ireo mihevitra fa Rajoelina no vahaolana ho an’i Madagasikara”

Raha nitafa tamin’ny onjam-peo RFI ny minisitry ny raharahambahin’ny Repoblika demokratikan’i Congo, i Alexis Thambwe Mwamba dia nanao indray mijery ny zava-misy eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Febroary 2010
Politique.Vondrona Afrikanina : An’ny SADC izao ny fitantanana

Na dia niezaka tamin’ny fomba rehetra aza i Libia, nangataka ny hanalavana 12 volana ny fe-potoana hitondrany ny Vondrona Afrikanina dia nivondrona ireo firenena eo anivon’ny faritra atsimon’i Afrika, ka nanohana hatramin’ny farany ny filatsahan’i Malawi, hitantana ny vondrona.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Janoary 2010
Politique.Praiminisitra Vital : Hiazo fanindroany an’i Toliara

Nanaitra ny mponina ao Toliara, renivohitry ny Faritra Atsimo Andrefana, ny nahitana fiara mitondra fanamafisam-peo nivezivezy manerana ny tanàna, niantso ny ray aman-dreny sy ireo Tale sy lehiben’ny sampan-draharaham-panjakana ho avy ao amin’ny Jardin de la Mer, iray amin’ireo toerana malalaka natao ho famorian’olona, indrindra ny mpitondra Fanjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Janoary 2010
Politique.Minisitry ny Fitsarana sy ny Fitaterana : Samy manana ny filazany amin’ny “Force One II”

Ambetin-dresaka indray tato anatin’ny 48 ora izay ny amin’ilay fiaramanidina fampiasan’ny filoham-pirenena amin’ny dia izay nataony na ny “Force One II”. Kasain’ny Fahefana Avon’ny Tetezamita hamidy izy io, havadika vola hividianana zavatra ilain’ny mponina andavanandro, araka ny fanazavana miverimberina ataon’ny manam-pahefana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Janoary 2010
Politique.Gadra politika : Aiza ho aiza ny momba azy ireo ?

Tato anatin’ny 5 taona farany dia nomontsanin’ireo 10 volana farany ny zava-bita tsara indrindra teo amin’ny isan’ireo olona nofonjaina noho ny fijoroana ara-kevitra.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Janoary 2010
Politique.Groupe International de Contact : Vita ny fakan-kevitra, inona no ho tohiny ?

Raha nambaran’ny filoha mpiara-mitantana Rakotovahiny Emmanuel fa hateloana no faharetan’ny fihaonan’ny GIC amin’ny ankolafy Malagasy dia tsy nihoatra ny 2 andro izany.

Hamaky ny tohiny
FTT