- Zoma 04 Jona 2010
Politique.Ankolafy Madagasikara “Tsy mila an-dRajoelina hitarika ny 26 jona”
Hiavaka ity 26 jona 2010 ity raha jerena ny zava-misy eto amin’ny firenena. Ankoatra ny hanamarihana ny faha-50 taona niverenan’ny fahaleovantenam-pirenena izay mifamatotra amin’ny fetin’ny foloalindahy, izay feno 50 taona koa ankehitriny, dia eo koa tsy ampoizina hataon’ny ankolafy 3.
Hamaky ny tohiny
