• Talata 22 Jona 2010
Politique.«Fiombonamben’ny Jerin’ny Maro» Nanome «ultimatum» 72 ora ny FAT hanalana ny PDS-n’i Toamasina I

Tsy niandry 48 ora taorian’ny nanendren’ny ministeran’ny Atitany ny delegasiona manokana hitantana ny Kaominin’i Toamasina renivohitra, dia manao ranolava sahady ny fanoherana izany ao an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Jona 2010
Politique.Ankolafy 3 tany Sofia “Radio trottoir” sisa no ahenoan’ny Malagasy vaovao

Ambilobe, Antsohihy ary Port Berger no notsidihan’ireo lohandohan’ny mpisorona avy amin’ny ankolafy Madagasikara, hivondronan’ny firehana Ravalomanana, Ratsiraka ary Zafy Albert.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Jona 2010
Politique.Rasoamiaramanana Goddefrin “Fotoana tokony hieritreretan’ny tsirairay izao”

Fotoana tokony hieritreretan’ny isam-batan’olona, indrindra ny Malagasy ny fahatongavan’ny fetin’ny 26 jona tahaka izao, hoy Rasoamiaramanana Goddefrin, Ben’ny tanànan’Ivato Aéroport.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Jona 2010
Politique.Ankolafy Madagasikara Hanao diabe amin’ity herinandro ity

Hisy matso iarahan’ny vahoaka, hoy ny solontenan’ireo fikambanana miara-dia amin’ny ankolafy Madagasikara nandray fitenenana tao amin’ny Magro Behoririka omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT